|
|
|
|

Teny iditra1 mpanoritra
Fototeny  2soritra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Sokajin-teny enti-manoritra na manavaka ny anarana.
5Misy karazany efatra ny mpanoritra, dia -- ny mpanoritra tsotra (ny trano), -- ny mpanoritra manondro (very ity vary), -- ny mpanoritra anaran-tsamirery (Faly i Bozy), -- ary ny mpanoritra zavatra efa fantatra (tonga ilay vahiny).
6(Ny sokajin-teny miisa 11 amin' ny teny malagasy). [1.1]
7sokajin-teny entina manavaka ny anarana. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  8article. [1.13, 1.5]
Ohatra  9 Ao amin' ny ohatra hatramin' ny dia ampiasaina ny mpanoritra be entina ilazana ny halehibehin' ilay zavatra tenenina [1.519#]
Voambolana  10 Haiteny
Kamban-teny rehetra  11famantarana mpanoritra
Tsanganana sy sary iray takila  12 Ny mpanoritra rehetra

Fivaditsoratra  13 mpanirotra, 14 mpanoritra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05