|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 rehefa |
| Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3fihasimban' ny rahefa: Rehefa mandeha ianao, hidio ny varavarana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4when (of future time).
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5quand (temps futur).
[1.8] |
| Voambolana | 6 Fotoana |
| Mpanahaka | 7 fony, 8 nony, 9 raha |
| Kamban-teny rehetra | 10Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 11 rehefa |
| Sokajin-teny | 12 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
13Raha afaka kelikely, rahariva: Ho avy aho rehefa fa andraso.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
14soon.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15bientôt.
[1.8] |
| Voambolana | 16 Fotoana |
| Fivaditsoratra | 17 fahere, 18 hafere, 19 Hefera, 20 rehefa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|