|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 amy |
| Sokajin-teny | 2 mpampiankin-teny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3teny mpampiankina mampiankina matoanteny na anarana amin'ny famenony, ka milaza: a) fitaovana enti-manao asa: manoratra amin'ny penina. b) fomba: mihira amin-karavoana. c) fotoana: miainga amin'ny fito maraina. e) olona itenenana: miresaka amin-dRakoto. f) fiarahana: miaraka amin'ny amboalambo; vary amin-dronono. g) faritra: mandray zaza amin'ny sandriny. h) fanamarinana ny hoe: araka ahy, araka anao...; amiko tsisy vidiny ny vola azo amin'ny tsy rariny. i) toerana: hisakafo any amin'i dada izahay anio; (marihina fa raha milaza toerana ny amy dia tsy maintsy ialohana mpamaritra matoanteny milaza toerana mandrakariva koa: eto, eo, any, atsy...: mivory atsy amin'ny ben'ny tanàna ny loholona). [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4used before ny, as amy ny, or amin' before a vowel.
5With, in, at, to, from, etc. 6In past tense, tamy, When, on, among, from, etc. 7The prepositional prefixes a-, am-, an-, appear to be contractions of this word, and form a large number of prepositional phrases. 8Amy is used after nearly all intransitive verbs when governing an indirect accusative.. [1.2] 9preposition with an all-purpose meaning depending on context: with, at.. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10préposition dont le sens dépend du contexte: avec, à, en..
[1.8] 11Pour: Mafana loatra amin' izao tonontaona izao ity akanjo ity (Cet habit est trp chaud pour la saison). [1.66.fr#740] 12avec, dans, à, de, en, chez. 13Miaraka amiko izy: il vient avec moi. 14Ny aminy: au sujet de. 15Vita ny amiko: je suis un homme fini. 16Ny any aminay: chez nous. 17Vary aman-dronono: du riz au lait.. [1.5] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 20amina |
| Kamban-teny rehetra | 21Fikambanana 84 amin' io teny io |
| Ohabolana | 22 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 23 amy |
| Sokajin-teny | 24 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
25Enti-milaza fitafiana mihaja fenti-mihaingo.
[1.1#65] |
| Fanazavàna teny frantsay |
26costume, tenue militaire; par extension: toilette, parure.
[1.3#30] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | 30 amy, 31 ima, 32 may, 33 mia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|