|
|
|
|

Teny iditra1 indrisy
Sokajin-teny  2 tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Enti-milaza fisentoana fa misy alahelo lehibe: Indrisy! lasa tsy ho hitako intsony izany reniko!.
4Indraindray koa anefa mety milaza fihetseham-po samihafa -- indrindra fahatairana, na hagagana, na hakiviana -- ny indrisy: Indrisy! rahoviana vao tsy hirehareha ny lehibe sy ny ambony! (Mitovitovy hevitra aminy eto ny Endrey!). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5alas! Alack! Beautiful!. [1.2]
6alas!. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7hélas!. [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12