|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 izy |
| Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Misolo ny olona tenenina raha tokana ka atao teny lazaina: Ho tonga izy rahampitso.
4Raha milaza maro dia matetika ampiana "ireo" ny izy: Tsy manan-divay intsony izy ireo. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5He, she, it.
6Isy, ia and i are used in the provinces. 7[Malay iya; Polynesian ia, aia, iyi, i.]. [1.2] 8he, she, it. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9Il, elle, lui, le, la.
[1.3] 10Il, elle. [1.5] 11il, elle. [1.8] |
| Mpanahaka | 12 azy, 13 izyireo, 14 ny |
| Kamban-teny rehetra | 15Fikambanana 22 amin' io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
16 Ny mpisolo rehetra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|