|
|
|
|

Teny iditra1 ilay
Sokajin-teny  2 mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Fanao indrindra amin' ny anaran' olona na zavatra: 1) tondroina mafimafy kokoa: Ny masoandro no ilay mpanasoa ny voary; 2) na efa noresahina: Moa efa tonga teo ilay mpandrafitra? 3) na anaram-bosotr' olona na biby lahy: Nandrifatra ilay mena ka tsy tana.
4(Matetika no soratana atao teny iray ny ilay sy ny mpamaritra anarana, ny fitambarany no nanjary anaram-bosotra: Nandrifatra Ilaimena ka tsy tana.). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5the, this, that.
6It is often used like the English definite article.. [1.2]
7that one, usually referring to someone or something understood or previously referred to. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8le, celui; indique souvent une personne ou une chose dont on déjà parlé. [1.8]
Kamban-teny rehetra  9Fikambanana 27 amin' io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  10 Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  11 aily, 12 ilay

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02