| Fanazavàna teny malagasy |
3Teny ilazana ny zaza na ny olombelona mbola kely ankapobeny: Indraindray saro-pantarina ny ho avin' ny ankizy.
4Teny ilazana rehefa mety ho zanaka, na dia efa mitokan-trano ara, raha mbola velona ray aman-dreniny: Ireto ankizy ireto koa manahirana, hoy Rainikoto tamin-dRasoa vadiny, mantsy an-dRakoto mivady.
5Teny nilazana taloha, amim-pomba mitory halemem-panahy, ny mpanompo, ny andevo: Noheverin-dRabe ho Ikotovao ankizy fahiny ilay nifanena taminy, kanjo hay tsy izy.
6Ankehitriny, teny ilazana ny vady aman-janaka, ny vady (vehivavy): Lasa any an-tsena ny ankizy ka mangingina ny trano..
[1.1]
|