|
|
|
|

Teny iditra1 sokajin-teny
Singan-teny  2sokajy, 3teny
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5Teny ilazana ny karazan-teny fampiasa hanaovana fehezanteny..
6Misy 11 ny sokajin-teny amin' ny teny malagasy:
  1. ny matoanteny (ohatra: miteny),
  2. ny tambinteny (ohatra: afovoany),
  3. ny anarana (ohatra: ankizy),
  4. ny mpamaritra (ohatra: fotsy),
  5. ny mpisolo (ohatra: izy),
  6. ny mpanoritra (ohatra: ilay),
  7. ny mpampiankin-teny (ohatra: amy),
  8. ny mpampitohy fehezan-teny (ohatra: rehefa),
  9. ny mpampitohy (ohatra: ary),
  10. ny tenim-piontanana (ohatra: indrisy),
  11. ny kian-teny (ohatra: ve).
    7
Maro amin' ireo sokajin-teny ireo indray no mitsinjara ho karazany vitsivitsy. [1.1]
8fandaharana ny teny ho iray karazana. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  9classe distributionnelle. [1.13]
Voambolana  10 Haiteny
Tsanganana sy sary iray takila  11 Ny tambinteny rehetra
12 Ny mpisolo rehetra
13 Ny mpampiankin-teny rehetra
14 Ny mpampitohy rehetra
15 Ny mpanoritra rehetra
16 Ny tenim-piontanana rehetra
17 Ny kianteny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12