|
|
|
|

Teny iditra1 sokajy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Antokon andia-miaramila madinika izay misy miaramila dimy amby roapolo.
4Fizarazaran' ny antoko na fikambanana iray: Misy sokajy efatra ao amin' ny Akademia Malagasy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5a squad ; a division, a department. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6escouade de vingt-cinq soldats. [1.3]
7escouade; division, département. [1.8]
8classe, catégorie, section, groupe, ordre, série. [1.5]
Ohatra  9 Narindra ho sokajy telo ireny litera ireny [2.442#]
10 Niala ny sokajin|sokajy-dRanary, dia niditra ny sokajin|sokajy hafa [2.270#]
11 Nisoko mangina tamin' ny sokajy ambany tao amin' ny tafika izany [2.472]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  15Fikambanana 4 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08