|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mpisolo |
| Fototeny | 2solo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Sokajin-teny enti-misolo olona na zavatra efa voalaza na tsia, ka mitsinjara ho karazany maro: -- mpisolo olona (izaho, -nay), -- mpisolo manondro (ireny ny mpianatra), -- mpisolo manontany (iza no nilaza izany), -- mpisolo mampifandray (ny olona izay mandinika), -- mpisolo malala-kevitra (ny sasany tsy mieritreritra).
5(Ny sokajin-teny miisa 11 amin' ny teny malagasy). [1.1] 6sokajin-teny entina misolo olona na zavatra. [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7a substitute.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8celui qui remplace, qui est remplacé.
[1.3] 9remplaçant. [1.8, 1.5] 10substitut. [1.13, 1.5] |
| Voambolana | 11 Haiteny |
| Kamban-teny rehetra | 12Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
13 Ny mpisolo rehetra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|