|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mitondra
Fototeny  2tondra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mamindra toerana zavatra entina miaraka amin' ny tena ka ny tanana no anaovana izany, na atao eo ambony loba, na eo an-tsoroka: Iza no hitondra ity entana ity ianareo roa lahy?.
5Mitarika: Omby mitondra sarety ~ Mahay mitondra fikambanana Ramatoa io.
6Manatitra: Ikoto no nitondra ilay taratasy tany aminy.
7Mampiely, mampahita, mahatonga: Tohony hotadiavina izay nitondra io aretina io teto amin' ny fokontany.
8Manao tsara na ratsy amin' olona: Mitondra tsara ny mpiasany izy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9to carry; to take away. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10porter; enlever; conduire; gouverner. [1.8]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :
14 Filaza mandidy :
Mpanahaka  15 mamingivingy, 16 manainga, 17 manaoantonery, 18 manaoantsampy, 19 manaoantsangory, 20 manasaboady, 21 manentana, 22 manindao, 23 manongaka, 24 miantsoroka, 25 miaritra, 26 mibaby, 27 mibata, 28 mibeta, 29 mihafy, 30 mikenakena, 31 milanja, 32 miloloha, 33 milonjehitra, 34 milonjo, 35 misakelika, 36 misakobona, 37 mitaona, 38 mitatitra, 39 mitraoka, 40 mitrotro, 41 mitsintsina, 42 mivatsy, 43 mivesatra, 44 mivimbina, 45 mivingitra, 46 mivongaingy, 47 mivongaingika, 48 mivongika, 49 mizaka
Kamban-teny rehetra  50Fikambanana 23 amin' io teny io
Ohabolana  51 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)52 mitondrà
Fototeny  53tondra
Sokajin-teny  54 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitondra [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  55 mandotry, 56 mitandro, 57 mitondra, mitondrà, 58 tandrimo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03