|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitaona |
| Fototeny | 2taona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mitondra (zavatra) avy amin' ny toerana anankiray mankamin' ny toerana hala: Mitaona fasika no raharahan' io lehilahy io.
5Mitarika hanao: Izy ihany no nitaona ahy hivarotra. [1.1] 6mitatitra zavatra. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7Charrier, porter ; entraîner, pousser, tenter.
[1.3#681] 8transporter. [1.13] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 13randram-bao mitaon-dahy |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 15 Amonita, 16 manaito, 17 mañatoy, 18 manitoa, 19 Maonita, 20 maotina, 21 miantoa, 22 mitanoa, 23 mitaona, 24 tamoina, 25 taomina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|