|
|
|
|
Teny iditra
1
mivongaingy
Fototeny
2
vongaingy
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Miforitra eo ambanin' ny entana mavesatra loatra, milonjehitra.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
mivongaingy
6
Ny lasa :
nivongaingy
7
Ny hoavy :
hivongaingy
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12