|
|
|
|

Teny iditra1 miaritra
Fototeny  2aritra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mizaka izay mahazo: Miaritra ny hanoanana.
5Mihafy sy mitozo amin' ny fahasahiranana ka tsy mety ketraka: Miareta amin' ny fianarana fa izany no hahazoana vokatra any aoriana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to endure. [1.2, 1.7]
7to sustain, to bear with, to bear.. [1.2]
8to suffer. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9supporter, endurer. [1.8]
Ohatra  10 Saingy matahotra, mahalala fa tsy afa-mihetsika, ka dia miaritra mangina eo fotsiny. [2.472]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :
14 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  15Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  16 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  17 miaritra, 18 miriatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02