|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miloloha |
| Fototeny | 2loloha |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mitondra (zavatra) eo ambony loha: Hitako niloloha sobiky nankany antsaha any izy.
5Manampy, manohana havana sahirankirana: Iza indray no hiloioha ireo havam-badinao sahirana ireo raha tsy ianao. 6Misahana zavatra betsaka maro karazana: Niloloha raharaha betsaka loatra izy.. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7to carry on the head.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8porter sur la tête.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 13Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|