|
|
|
|

Teny iditra1 mitrotro
Fototeny  2trotro
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4mamihina olona na zavatra amin' ny sandry izay ankinina amin' ny tratra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5porter sus sa poitrine, entre ses bras. [1.3]
Ohatra  6 Tao andrefan' i Vodiala teo akaikin' ny tetezan' I Sahabe, indray alahady maraina, vehivavy iray mitrotro zaza, no nandalo ndeha hiangona. [2.472]
7 Indreny vehivavy mibaby zaza, antitra mitrotro kilonga, lehilahy miantsoroka entana, maratra midridridridry isak' izay mandingana no aloka novinaniana niserana toa matoatoa teo anoloan' izy mianaka. [2.5]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Mpanahaka  12 mibaby
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02