|
|
|
|

Teny iditra1 milonjo
Fototeny  2lonjo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mitondra enta-mavesatra samy irery.
5Mitondra ny mafy tsy misy mpanampy: Rakoto irery no nilonjo ny fahoriana nidona taminy. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12