|
|
|
|

Teny iditra1 mivatsy
Fototeny  2vatsy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mitondra vatsy na sakafo entina hivahiny: Tokony hivatsy rehefa mivahiny fa tsy fantatra ny dia.
5Mitondra: Mivatsia fitaovana sy fiadiana ihany fa mangingina ny lalana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to take along provisions for a journey. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7prendre des provisions pour un voyage. [1.8]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02