|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 manentana
Fototeny  2entana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manainga, mibata: Iza no hanentana ny vilany?.
5Manetsiketaika: Tokony hanentana ho amin' ny tsara mandrakariva isika rehefa mikabary. [1.1]
6manainga, manetsiketsika. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7soulever, lever, transporter; faire tressaillir, saisir. [1.3#127]
8sensibiliser. [1.13]
Ohatra  9 manentana ny tantsaha hanao ity voly ity ny tekinisianina. [2.445#]
10 Ny fihararetran' ny fahavelomana ao anaty no manentana ny fahavelomana etý [2.285#]
11 Eo andaniny indray kosa, hery manentana, mampijoro sy mamelombelona ireo rafitra eo ambaniny ireo. [2.606#]
Haiendriteny 
12 Ny ankehitriny :
13 Ny lasa :
14 Ny hoavy :
15 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  16manentan-tsy ritra

Teny iditra (2/2)17 manentàna
Fototeny  18entana
Sokajin-teny  19 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manentana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra  20 manantane, 21 manantena, manantenà, 22 manentàna, manentana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05