|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 milanja |
| Fototeny | 2lanja |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mïtondra ambony soroka, miantsoroka, mitondra amin' ny filanjana.
[1.1] 5mitondra sigan'entana. [Bara] [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to carry a weight on the shoulder.
7Compare takona. [1.2] 8to carry on the shoulder. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9porter sur les épaules.
[1.8] |
| Ohatra |
10 Izy roa lahy mpitari-dalana dia tratra aoriana ka tsy naharaka ny dian' ny milanja;
[2.649#]
11 Na amatory zavatra milanja 5 hatramin'ny 10 kilao ilay sandry (atombohy amin'ny 5 kg. [2.424#] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 16Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 18 milanjà |
| Fototeny | 19lanja |
| Sokajin-teny | 20 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao milanja [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 21 milanjà, milanja |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|