|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitatitra |
| Fototeny | 2tatitra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mitondra, mitaona zavatra imbetsaka miverimberina: Indimy nitatitra ilay sarety veto nahataona ireo vato novidinay.
5Mitondra (teny): Rabe no nitatitra izany teny izany tamin' ireo iray tampo aminy. [1.1] |
| Ohatra |
6 Sasatra ireo mpanao raharaha miloloha hena an-koveta sy mitatitra vary masaka an-tsobika.
[2.470]
7 Raha mitatitra entana eo anelanelan' i Toamasina sy Maroantsetra aho, dia tsy hahazo izay tokony ho azoko ve? [2.471] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 12mitati-bolana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|