|
|
|
|

Teny iditra1 janoary
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Volana voalohany amin' ny taona araka ny fanisanandro vahiny antsoina hoe kalandrie; iraika amby telopolo no isan' ny andro amin' ny volana Janoary. [1.1#1055]
Fanazavàna teny anglisy  4January. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  5janvier. [3.1]
Voambolana  6 Fotoana
Tovy hevitra  7zanvie
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  84 Fizaran' andro

Fivaditsoratra  85 anjairo, 86 anjoria, 87 janoary

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12