|
|
|
|

Teny iditra1 febroary
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Volana faharoa amin' ny taona araka ny fanisana andro vabiny atao hoe kalandrie; 28 no isan' ny andro amin' ny fevrie tsotra, fa 29 kosa isaky ny efa-taona, izany hoe amin' ny taona miafara amin' ny tarehi-marika azo zaraina / ny roa farany, oh.
41980. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5February. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  6février. [3.1]
Voambolana  7 Fotoana
Tovy hevitra  8fevrie
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  85 Fizaran' andro

Fivaditsoratra  86 febroary, 87 fiborera

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12