|
|
|
|

Teny iditra1  sakave
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Antambahoaka] volana fahafolo amin'ny taona [1.78]
4 [Antesaka] anaran'ny volana fahasivy amin'ny taona, tonontaona maina, maintany [1.78]
5 [Bara] anaran'ny volana mifanandrify amin'ny Jolay [1.78]
6 [Tanosy] volana fahasivy amin'ny taona [1.78]
Voambolana  7  Fotoana
Renianarana 
Anarana iray reny 

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04