|
|
|
|

Teny iditra1  asaramañitry
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Antesaka+Tanosy] Volana faha-12 amin'ny taona [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  4 [Antesaka] mois de décembre, récolte du riz, saison de la récolte (novembre à janvier) [1.82]
Voambolana  5  Fotoana
Tovy hevitra  6 asara
Renianarana 
Anarana iray reny 

Fivaditsoratra  asaramañitry, 83 tsara miarina

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04