|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 avrily |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Volana fahefatra amin' ny taona araka ny kalandrie vahiny izay arahina saika hatraiza hatraiza ankehitriny; misy andro telopolo ny volana avrily.
4(Raha samy haka anarana avy amin' ny teny vahiny ihany, tsy aleo ve ilay mifanakaiky amin' ny mahazatra no raisina?). [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5April.
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6avril.
[3.1] |
| Voambolana | 7 Fotoana |
| Tovy hevitra | 8aprily |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Tsanganana sy sary iray takila |
85 Fizaran' andro |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|