|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 marsa |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Volana fahatelo amin' ny taona araka ny fanisana andro vahiny antsoina hoe kalandrie; 31 ny isan' ny andro amin' ny volana Marsa.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4March.
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5mars.
[3.1] |
| Voambolana | 6 Fotoana |
| Tovy hevitra | 7martsa |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Tsanganana sy sary iray takila |
84 Fizaran' andro |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|