|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 asara
Fototeny  2sara
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-milaza ny vola na zavatra omena ho saran-javatra, ho hofany: Kely loatra ity vola asaranao ny lakana ity. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9 asara
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny malagasy  11fotoam-pahavokaran'ny vary (Novambra - Janoary). [Taisaka] [1.78]
12fahavaratra. [Bara, Tanala] [1.78]
13Tonon-taona fahavaratra. [Sakalava] [1.1]
14fizaran-taona mafana sy be orana. [1.13]
15fotoanan'ny orana, fahavatra. [Masikoro] [2.606#151]
Fanazavàna teny anglisy  16the rainy season.
17[Ar.
18As-sahr, the month.]. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  19mois de décembre, récolte du riz, saison de la récolte (novembre à janvier). [Taisaka] [1.82]
20saison des pluies. [1.13]
Voambolana  21 Fotoana 22 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  23asaramanitry
Kamban-teny rehetra  24Fikambanana 4 amin' io teny io

Fivaditsoratra  25 arasa, 26 asara, 27 Saraà

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08