|
|
|
|

Teny iditra1  avrily
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Fotoana
Fanazavàna teny malagasy  4  Volana fahefatra amin' ny taona araka ny kalandrie vahiny izay arahina saika hatraiza hatraiza ankehitriny; misy andro telopolo ny volana avrily. (Raha samy haka anarana avy amin' ny teny vahiny ihany, tsy aleo ve ilay mifanakaiky amin' ny mahazatra no raisina?) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  April [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  Avril [3.1]
Tovy hevitra  7  aprily
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  28  Fizaran' andro

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/17