Teny iditra |
ampela
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro]
zazavavy
[1.78]
|
| [Bara, Betsileo, Taisaka, Tandroy, Tanosy]
vehivavy
[1.78]
|
| [Betsileo]
Vavy [1.78]
|
| [Tandroy]
Vady: Mba ampela soa iñeo [1.78]
|
| Vehivavy, tovovavy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A girl, a woman. See vehivavy. [1.2]
|
| [Provincial]
A girl or woman [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Femme, fille. (Vaiàvy). [1.19]
|
| [Provincial]
Jeune fille, femme [1.8]
|
Ohatra |
1 | O Z' ampela roy e!
[2.606]
|
2 | Eka, hoy ampela ehy.
[2.150]
|
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
ampela
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra boribory toy ny lelavola na ny felana mivohon-tsotro ny tavany ilany, ary misy loaka eo afovoany amin'ny tavany ilany ao ambadika, mba hitsofohan'ny tahony; ny ampela dia atao fanantsodiana na fanasinana ny kofehy hotenomina [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A spindle, used for spinning or winding cotton, silk, etc. [1.2]
|
| A spindle [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Fuseau ; quenouille [1.8]
|
Ohatra | ary mihazona ny ampela ny rantsan-tanany.
[2.996]
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
ampela
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava]
Rivotra avy andrefana [1.1]
|
Voambolana |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
|