|
|
|
|

Teny iditra1 añintafara
Singan-teny  2añina
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Rivotra mitsoka any amoron-tsiraka amin' ny ririnina, avy atsimo mianavaratra na avy atsimo andrefana mianavaratra atsinanana ka mitondra orana; maharitra eo amin' ny hateloana eo ny orana, fa ny andro ratsy mitohy herinandro; ny anintafara dia amantaran' ny mpanjono ny fiavian' ny zompona. [1.1]
5rivotra mahery. [Tambahoaka] [1.78]
Voambolana  6 Haitoetrandro
Renianarana 
Anarana iray reny 

Fivaditsoratra  29 añintafara, 30 fanitarana, 31 faritanàna, 32 fatan' arina, 33 fiatranana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12