|
|
|
|

Teny iditra1 radraty
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Rivotra mafy avy any avaratra, mifanohitra amin' ny fandohotse avy any atsimo. [Sakalava] [1.1]
Voambolana  4 Haitoetrandro
Renianarana 
Anarana iray reny 

Fivaditsoratra  27 driatra, 28 radraty

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12