|
|
|
|

Teny iditra1 varatraza
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Rivotra mangatsiaka avy atsimo, atsinanana mitsoka amin' ny volana Jiona sy Jolay any amin' ny tapany avaratra sy avaratra andrefana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4vent violent du sud, synonyme de tsioky atsimo. [1.414#224]
Voambolana  5 Haitoetrandro
Tsipelina hafa  6varatrazy
Renianarana 
Anarana iray reny 

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12