|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 pik' ampela |
| Singan-teny | 2pika, 3ampela |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5ny fanosehana feno hakingana ny ampela famolesana alohan' ny hampandihizana azy.
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 6 mpilepaka, 7 pik' ampela |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|