|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 ambarao
Sokajin-teny  2 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana ambara [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  3Qu'on révèle, manifeste, dit, signifie: Nambarany ny anaran’ ilay nangalatra (Il a révélé le nom de celui qui a volé) ~ Izao no ambarako aminao (Voici ce que j'ai à vous dire). [1.3#26]
Ohatra  4 ambarao ny sitrakao, ka ny kanto mba idiro. [2.1022#]
5 Koa raha mba misy fantatrareo, ambarao aminay. [2.324#]

Teny iditra (2/2)6 ambarao
Sokajin-teny  7 anarana
Fanazavàna teny malagasy  8Andian-drahona fotsy mitsangana erỳ avaratra andrefana mitondra rivotra. [Sakalava] [1.1]
Voambolana  9 Haitoetrandro
Renianarana 
Anarana iray reny 

Fivaditsoratra  32 ambaora, 33 ambarao, 34 amboara, Amboara

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03