|
|
|
|

Teny iditra1 sobe
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Rivotra mitsoka tampoka eny ampovoan-dranomasina na eny ampovoan-drenirano miteraka ranomody lalina mety hampidi-doza ny lakana sendra voahodidina ao anatiny. [1.1]
Voambolana  4 Haitoetrandro
Renianarana 
Anarana iray reny 

Fivaditsoratra  27 beso, 28 sebo, 29 sobe

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12