|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 tadio
Fototeny  2tady
Sokajin-teny  3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tadina [Fitanisana]

Teny iditra (2/2)4 tadio
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny malagasy  6Rivotra mitambolimbolina sy haingam-pandeha, mitondra vovoka na ravinkazo: Toy ny tadio ny fandehan' io zazalahy io. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7a whirlwind.
8It is generally supposed to consist of the spirits of the dead.. [1.2]
9a whirlwind. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10tourbillon de vent. [1.8]
Ohatra  11 Somary tsy an-kavoana loatra ho halam-baratra sy tadio, ary tsy iva loatra koa, halan' ny tondra-drano. [2.470]
Voambolana  12 Haitoetrandro
Renianarana 
Anarana iray reny 
Kamban-teny rehetra  35Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  36 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  37 atody, 38 tadio

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02