|
|
|
|

Teny iditra1 vehivavy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Ny olombelona vavy natao hiteraka, izany hoe manana ny toe-batana mifanohitra amin' ny an' ny lehilahy: Tsy misy tsy natera-behivavy.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a woman. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5femme. [1.8]
Kamban-teny rehetra  6Fikambanana 10 amin' io teny io
Ohabolana  7 Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  8Randzavola: vehivavy ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02