|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 rivotra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Aera mihetsika mivoivoy eny amin' ny habakabaka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4wind, air.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5vent.
[1.3, 1.8] 6brise. [1.3] 7air. [1.8] |
| Ohatra |
8 Rehefa tokony ho fahatelon'alina no sisa, dia nitehina namirifiry fatratra ny rivotra, ary nilatsaka ny fanala.
[2.324]
9 ny fifanolosoloan' ny rivotra ao an-tratrany, dia toa tsy misy intsony. [2.470] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 14 Haitoetrandro |
| Mpanahaka | 15 aera, 16 atmosfera |
| Zanakanarana |
|
| Kamban-teny rehetra | 39Fikambanana 41 amin' io teny io |
| Ohabolana | 40 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 41Randzavola: rivotra ao amin' ny Baiboly |
| Teny iditra (2/2) | 42 rivotra |
| Sokajin-teny | 43 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
44vitesse, rapidité.
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 45 rivotra, 46 rovitra, 47 varotry, 48 virotra, 49 voritra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|