|
|
|
|

Teny iditra1 tafiotra
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Rivotra mahery. [1.1]
Ohatra  4 tafiotra nateti-piavy no nampihofahofa ny ravin-kazo ary erika madinika no nifafy tsindraindray. [2.5#]
5 Raha sendra variana niandriaka iny izy ireo no injay nisy tafiotra mafy dia mafy namely azy ireo. [2.445#]
Voambolana  6 Haitoetrandro
Renianarana 
Anarana iray reny 
Kamban-teny rehetra  29tafio-drivotra

Fivaditsoratra  30 afotitra, 31 fitataro, 32 tafiotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08