|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mianjera
Fototeny  2zera
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mikoa, mirodana, midaboka: Nianjera ny tambohon-dry zareo atsy aoaratra.
5Lavo, potraka: Nanitsaka hoditr' akondro izy ka nianjera.
6Mivarina: Nianjera tany an-kady ilay fiarakodia nitondra azy ireo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to fall down by itself. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8tomber de soi-même, s'écrouler. [1.8]
Ohatra  9 Manahirana ny jiro toy izany raha voatsoakan' ny rivotra tampoka na mianjera tsy nahy ka maty. [2.472]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :
Mpanahaka  14 latsaka, 15 lavoankavia, 16 lavo, 17 mandryilika, 18 miampatra, 19 miankarapoka, 20 miantatafoka, 21 miantonta, 22 mibolaly, 23 mibolasitra, 24 mibolila, 25 mibolisatra, 26 midaboboka, 27 midaboka, 28 midalaboboka, 29 midaraboka, 30 midarafoka, 31 mietsaka, 32 mihintsana, 33 mihohoka, 34 mihotsaka, 35 mikoa, 36 mikoannynahiny, 37 mikodia, 38 mikodingy, 39 mikodingidingy, 40 mikoro, 41 miletsy, 42 miongana, 43 mirarakaompana, 44 mirodana, 45 mironjina, 46 misolafaka, 47 misolifaka, 48 misolifatra, 49 mitalaboboka, 50 mitatafoka, 51 mitatavoka, 52 mitotongana, 53 mitrosina, 54 mitrotrongy, 55 mitsimbadika, 56 mitsingadina, 57 mitsingatotra, 58 mitsingidina, 59 mitsingoana, 60 mitsinkasina, 61 mitsirara, 62 mivadika, 63 mivadika, 64 mivalangitrika, 65 mivarina, 66 mivena, 67 potraka, 68 tafintohina
Kamban-teny rehetra  69mianjera an-tevana
Ohabolana  70 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)71 mianje
Fototeny  72zera
Sokajin-teny  73 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mianjera [Fitanisana]

Fivaditsoratra  74 manajery, 75 mianjerà, mianjera

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05