| Fanazavàna teny malagasy |
4Mampiseho ny ilany na ny lafiny tsy mbola niseho: Efa nivadika ve ireo lamba mihahy ireo.
5Mifandiso ka ny lafy ratsiny indray no miseho fa tsy ny lafy tsarany: Loza fa nivadika ny akanjonao teny an-dalana.
6Manova ny tehezana atao ambany mandry indray: Efa afa-mivadika ny marary.
7Miova ho ratsy tsy araka ny nampoizina: Nivadika ny anao taty aoriana ka izaho nanao soc azy indray no nofofoiny.
8/ Nivadika tampoka teo lahy ny andro.
9Mitsipaka: Ny mivadika ny teny natao no anisan' ny ratsy indrindra.
10Mihohoka ka ny ambony no lasa ambany: Nivadika ny lakana ka saika maty daholo ny mpandeha.
[1.1]
|