|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mibolasitra |
| Fototeny | 2bolasitra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Sandra zavatra malama ka tsy mahafikitra ny tongotra ka mikorisa mampianjera.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to slip, to slide, to stumble..
[1.2] 6to slip, to stumble. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7glisser et tomber.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 12 mibolisatra, 13 misolafaka |
| Fivaditsoratra | 14 mibolasitra, 15 mibolisatra, 16 misobilatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|