|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mihintsana
Fototeny  2hintsana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Miraraka, miala amin' ny toerana misy azy: Nisy rivotra nifofofofo ka nihintsana daholo ny voan' ny paisonay tany Antanetikelimay ~ Mihihtsana izany volonao izany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to fall when ripe or withered; to fall out, as hair or feathers. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6tomber comme les feuilles, les cheveux. [1.8]
Ohatra  7 Tsy maharitra ny fitsokan' ny rivotra ny ravinkazo am-pararano ka mihintsana maina. [2.470]
8 Farany, mihintsana dia rimbona ilay taova. [2.472]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13feno mihintsana
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)15 mihintsàna
Fototeny  16hintsana
Sokajin-teny  17 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihintsana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  18 mihantsina, 19 mihintsana, mihintsàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02