|
|
|
|

Teny iditra1 mitsingidina
Fototeny  2tsingidina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mikodiadia: Nitsingidina ny zazakely ka naratra mafy tokoa.
5Mitsilailay, mitsinkasina: Nitsingidina teo amin' ny mololo ireto ankizy ireto ka maso daholo ny tenany rehetra.
6Mandry amin' ny tany tsy misy kidoro na tsihy na lafika: Andeha hividianana kidoro ny vahiny fa tsy azo atao mihitsy ny hamela azy hitsingidina amin' izao fotsiny. [1.1]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12