|
|
|
|

Teny iditra1 latsaka
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3(zavatra) Mianjera amin' ny tany: Latsaka ny satrony ka niondrika izy haka azy.
4Mianjera ao anaty lavaka: Latsaka tao anaty fantsakana ny zanaky ry zareo ao atsimo / Aza avelanao ho latsaka ao anatin' ny fakam-panahy izahay.
5Midina ambany, mitambotsotra: Latsaka ambany ny naotinao tamin' ny fanadinana farany.
6(olona) Tonga mahia kely noho ny aretina: Latsaka erỳ ianao izany hatramin' ny nahararianao.
7Mitete, mikoriana: Latsakany ranomasony teo am-pitantarana izany.
8Tafiditra, tafalentika: Latsaka ao antsaiko ny teninao.
9Ambany, ambaka: Tsy latsaka noho ny zokiny izy.
10Ambany noho, kely noho: Tsy latsaka ny ariary zato no nividianako io boky io.
11Fiteny amin' ny filazana ora raha mihoatra ny antsasany ka amin' izay atao fanalana amin' ny ora manaraka ny fotoana lazaina: Amin' ny sivy latsaka fahatelony izy no handeha. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12fallen down; fallen in, to fill a certain space; entered to be a scholar in a school, a soldier, etc.; laid, as bricks, stonework, etc.; not enough; fig.
13dead. [1.2]
14falling down; fallen down; to flow; inferior, insufficient. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  15qui coule. [1.3, 1.8]
16tombé, versé, mort, né, pondu. [1.3]
17posé, placé, enrôlé, avalé, admis, approuvé, accepté, qui a pénétré. [1.3]
18inférieur. [1.3, 1.8]
19qui est descendu, qui n’atteint pas, qui n’arrive pas à, moins. [1.3]
20qui tombe; insuffisant. [1.8]
Ohatra  21 Latsaka ny ranomason' i Maman. [2.356]
22 Tsy latsaka ny roanjato kilao ireo! [2.471]
23 latsaka ao an-tsaiko ny teninao (vos paroles ont pénétré dans mon esprit) [1.3]
24 tsy latsaka noho ny zokiny izy (il n’est pas inférieur à son aîné) [1.3]
25 tsy latsaka izy raha hiasa (il est très fort pour le travail) [1.3]
26 latsaka ambany ny mpianany tamin' ny fanadinana (ses élèves ont été inférieurs à l’examen) [1.3]
27 tsy latsaka ny ariary folo isam-bolana ny vola azony (il ne gagne pas moins de dix piastres par mois) [1.3]
28 tongava amin’ ny fito latsaka fahefany (arrivez à sept heures moins un quart) [1.3]
Haiendriteny 
29 Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  50Fikambanana 48 amin' io teny io
Ohabolana  51 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02