|
|
|
|

Teny iditra1 mikoa
Fototeny  2koa
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mianjera mikororosy eo an-toerana: Mikoa ny ampiantany.
5Midaboka rehefa avy miendaka: Mikoa ny lalotra ka soloy.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to cave in, to fall off in pieces. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7S’ébouler, tomber par plaques, par pièces: Nikoa ny fefiloha (La digue s’est éboulée) ~ Mikoa miendaka ny lalotra (Le crépissage tombe par plaques). [1.3#343]
8s'ébouler, s'écrouler; tomber par pans ou par plaques. [1.8]
Ohatra  9 Ny rindrina dia tombon-tany efa mikoa. [2.499#]
10 Fa vato kely an-dava-drindrina ihavanao, Ary tany mena mikoa isakaizanareo; [1.437#]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :
Mpanahaka  14 mihetsaka, 15 miletsy
Kamban-teny rehetra  16mikoan' ny nahiny
Ohabolana  17 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  18 kamiô, 19 kamoy, 20 makio, 21 miako, 22 mikoa, 23 moaky

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02