|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 potraka |
| Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Lavo: Nisolafaka izy ka potraka.
4Hevitra ohatra: Ny ketraka mora mivarina / Miroraka tonga kanosa; / Ny potraka nefa tafarina / Ireny ha olona kosa (Ny Avana). 5Nianjera: Potraka avy teny an-davarangana ilay zaza. 6Miongana, mihem-boninahitra, nesorina amin' ny raharahany: Fatra-panao ny tsy rariny ny anao ka potraka. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7fallen, fallen away.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8tombé, déchu.
[1.8] |
| Ohatra |
9 Ny potraka nefa tafarina, Ireny ka olona kosa!
[2.298#]
10 dia mandoa sazy vola ariary 100, fa miandry teza ho potraka izany. [2.48#125] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 40 lavo, 41 mianjera, 42 miankarapoka, 43 miantofoka, 44 miantonta, 45 mibolaly, 46 mibolasitra, 47 mibolila, 48 mibolisatra, 49 midaboboka, 50 midaboka, 51 midalaboboka, 52 midaroboka, 53 midarofoka, 54 mihohoka, 55 mikodia, 56 mikodingy, 57 mikodingidingy, 58 miongana, 59 misobilatra, 60 misolafaka, 61 misolifaka, 62 misolifatra, 63 mitalaboboka, 64 mitatavoka, 65 mitotongana, 66 mitrosina, 67 mitrotrongy, 68 mitsimbadika, 69 mitsingadina, 70 mitsingatotra, 71 mitsingidina, 72 mitsingoana, 73 mitsinkasina, 74 mitsirara, 75 mivadika, 76 mivalangitrika |
| Kamban-teny rehetra | 77potraka am-parafara |
| Fivaditsoratra | 78 kapotra, 79 potraka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|