|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 midaboboka |
| Fototeny | 2daboboka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mianjera: Nidaboboka tao anaty hady ny omby.
5Nirohotra miara-be: Nidaboboka ny mpijery lanonana andeho hody. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to fall with violence; to dash upon.
7to proceed in a large concourse. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8Tomber en bas: Nidaboboka tao anatin'ny hady izy (Il est tombé dans le fossé).
9aller en grand nombre: Nidaboboka ny mpianatra avy nianatra (Une foule d'élèves sortaient de la classe). [1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 14miandaboboka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|