|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mitotongana |
| Fototeny | 2totongana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mihilana, mihohoka: Vonjeo fa mitotongana ilay siny feno rano.
5Mihena, miletsy, mitambotsotra: Nitotongana ny vidin' ny lavanila taona ito. 6Mietry, mandrorona: Nitotongana Rangahy iny noho ny fisotroany toaka. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 11 mitotongàna |
| Fototeny | 12totongana |
| Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitotongana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 14 mitotongàna, mitotongana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/01 |
|